Làlana

Nampidirin'i : neysbork
Tsy fantatra intsony hoe "fahavaratra" ve sa "rihirinina" ny toetr'andro any Antanifotsy-109 (Faritra Vakinakaratra) fa dia toy izao ny làlana any! Aiza ny fanjakana amin'zao? sa hodia tsy hita ny zavatra toy itony ry fanjakana a?