Lisitry ny tahirintsary
Ireto tahirintsary ireto dia azon'ny rehetra jerena. Midira raha te hahita ny tahirintsary hafa
DJ DiNA OFFICIAL 20 ANS DE PLATINESDe 1989 à 2009, apres les clubs, les diverses soirées, concours et championnat de dj, divers évènements DJ DiNA SERA TJRS LA CE VENDREDI 25 ET SAMEDI 26 SEPT AU MOVE CLUB PARIS POUR SES 20 ANS DE ... |
Vakansy 2009Famintinana antsary ny vakansy 2009... |
izaho manokanaIreto tahirin-tsary ireto dia ahy manokana, misy ihany ny mitambatra amin'ny namana... |
AnniverSERASERA 10 Taona Apetraho eto ireo sovenira SERASERA niainanao sy nifampizaranao tamin'ny NAMANA nandritra izay FOLO TAONA izay e ... |
fiainana... |
Fifanarahana MaputoIlay fifanarahana voasonia avy any Maputo... |
MITADY REO ZAY TSY SAHY MAMETRAKA NY SARINY ô!Mitazatazana eto foana miandry hoe oviana iany ary,reo namana tsy mety mampiseho sariny ireo vao ho sahy e! zaho aza sahy mametraka sary, nefa saron-kenatsa beuh!!!!... |
Fihaonana... |
GASY TAFARAYZahay ireo an!shutt!!! Mbola tsy lazaina aloha e! fa namanantsika iany izy ireo.... |
Madagasikaraoké... |
neige Antsirabe... |
LanitraSay nalaiko isaky ny misy zava-mahavarina na mahatalanjona eny amin'ny habakabaka. Mahavariana mihitsy ny lalao ataon'ny rahona, ny masoandro, ny volana sy ny tontolo manodidina. Soa ihany ny tena fa ... |
Fizahan-tany Nahoana moa no dia ny vahiny foana no mandeha mizaha ny tanintsika? Fa maninona isika gasy raha mba mamantatra ny harem-pahasoavana nomena antsika koa.Tena azo atao ny manao voyages organisés,sady am... |
telomiovafandraisana anjara tamin'ny fampiofanana natao tamin 'ireo mpampianatra teny amin'ny EPP Ambatomirahavavy... |
Bord de la mer Majunga... |
Sary manal'azytsy dia misy soratana fa aleo jerena e!... |
Fihaonana Pata 11 jolay 2009 Fihaonana maintimolaly Paul Minault , tany amin'ny Etang de Neuville, tany Cergy Pontoise, ny asabotsy 11 jolay 2009 ... |
Diego Developpement http://radiovazogasy.com/news/diego-developpement... |
Don-tsabatraMirakitra ireo sarin'i Mialy hatramin'ny nanombohany nikirakira sabatra teto Roma.... |
Fihaonanana namana dago 2007Fiarahana nikorana tamin'ireo namana serasera dago , fandalovana vakansy 2007... |