MITADY REO ZAY TSY SAHY MAMETRAKA NY SARINY ô! - Picture_003

Nampidirin'i : endrika01
Tahirintsary: MITADY REO ZAY TSY SAHY MAMETRAKA NY SARINY ô!
Nampidirina ny : 22/11/2009 16:14:26
Nitsidika : 918
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

Hevitra taloha
6. endrika01 26/11/2009 10:34:04
Benkakely > Hay ve any Paris enao eh,ny nanamboatra an'io mofomamy io ve!?

Ny namako!
patissier,izy de afaka manao commande ao aminy,ze karazana cgateau retra tinao!
na marriage na Batemy,na fety retra retra!!!!!!!!!!!!
7. ANJARA7 30/11/2009 20:37:36
sniff!!!!tena very anjara ,i anjara t@io nefa de gonza le izy!ary iza io bota kely miaraka aminareo io mba lazao ny psedo fa te hifanerasera aminy aho,bota kely voky gateaux ngamba io oh!
8. endrika01 02/12/2009 11:06:13
ANJARA7 > njy ngeh efa nolazaiko mialoha eh!
wé tongava aty aminay,fa njy mou nilaza fa tsy afaka mandeha aty ,de efa nalefako Expresse azany ny anjaranjy kouuuuuuu!
snif marina eh,mbola be ky ny hoavy h,amzay njy tsy ataoko very anjara!

hey! aza henony amin'izany njy fa bedy an,hi hi hi, (botakely voky gateau)
laingako zany fa tsy alazako eh!khouny an!
9. dadabe 05/12/2009 06:40:26
zany ny sipa serasera le humm masaka eee
10. endrika01 05/12/2009 15:34:59
masaka be mintsy eh!!!!!!!!!!!!!!! ;-)
11. sylvoalias 09/02/2010 18:52:25
Miaouuu re ry reto fa aza de tia taigna !
12. bobone 17/02/2010 07:15:16
endrika: hmmmm tena goavana akia zany gâteau njy zany ! mba omeo ny recette n'io akia an! lasa mitelin-drora fotsiny zahay ato ! hihihi
13. endrika01 14/03/2010 12:38:52
Syl> tongava de omeko!
14. endrika01 14/03/2010 12:40:29
bobone > ntsooo! eo fa andefasako njy eh!
zah kalou tsy miala amle Caramel,mhhhh,aoka fotsiny!!!!!!!!!!
15. endrika01 14/03/2010 12:41:30
bobone > ntsooo! eo fa andefasako njy eh!
zah kalou tsy miala amle Caramel,mhhhh,aoka fotsiny!!!!!!!!!!

Ajouter un commentaire

Midira aloha