MITADY REO ZAY TSY SAHY MAMETRAKA NY SARINY ô! - 'Zay ihany ireo eh!!!!!!!!

Nampidirin'i : endrika01
Tahirintsary: MITADY REO ZAY TSY SAHY MAMETRAKA NY SARINY ô!
Nampidirina ny : 28/02/2010 14:24:56
Nitsidika : 1904
Miverina amin'ny tahirintsary
Mamangivangy amin'ny alalany sary ,na tsy tafa matetika aza éh!!!!!!!!!!!!

Hevitra

1. ANJARA7 02/03/2010 05:54:57
gasy ka manja zareo ah!oliviah lava be ,manja kely!io miaraka @ndry io ry endrika a!
tsisy ratsy mintsy nareo any an!kiss daholo e!
2. endrika01 05/03/2010 19:47:55
lu njy ! ie,i Oliviah de namana ,de i endrika01 !Aiza fona wa le sary eh,tsy manaiky tsony mints zah kah,alefaso eto le sari-njy retra any Dubai any eh!

H
3. MitovyB 16/05/2010 04:51:16
O ry zalah a, Tena tiko daoly les zareo mianakavy D aona lisany surtout le misery Gauche io a !!!!!!!!!!!.Maaiza mionona e !!!!!
4. endrika01 04/07/2010 13:01:04
ha ha ha,tonga de batao doly zay zakanao zany kou! hi hi hi!

Ajouter un commentaire

Midira aloha