MITADY REO ZAY TSY SAHY MAMETRAKA NY SARINY ô! - 03

Nampidirin'i : endrika01
Tahirintsary: MITADY REO ZAY TSY SAHY MAMETRAKA NY SARINY ô!
Nampidirina ny : 28/02/2010 14:29:36
Nitsidika : 1789
Miverina amin'ny tahirintsary
Aleo njay kalou mbo hipetrapetraka fa vizan" asa!!!!!!!!!!!!!!

Hevitra

1. ANJARA7 02/03/2010 05:51:47
ntsay!ntsay!ntsay!ma belle,mampi te hanongo le takolaka mahafatifaty.
2. caprio 02/03/2010 11:26:54
nga vitan'ny mapi te hanongo tsony ry ANJARA ilay takolaka fa tena mampi teh anoroka mintsy hihihihih
3. caprio 02/03/2010 11:27:29
enao io an,ekena e
4. endrika01 07/03/2010 16:12:08
ANJARA7> dain,njy no tena mahafatifaty !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
5. endrika01 07/03/2010 16:15:00
caprio> tsy hahalany firy eo eh!!!!!!
6. dadax 10/04/2010 06:05:27
izy kosa alo an! mlay e! marna mintsy ry caprio a map t an.....
7. endrika01 10/04/2010 11:33:06
nareo reto an,tonga nama de sambory le sary de fenoy ivy be de afaka ny fonareo fa ntsssss!!!!!!!!!!!!ha-ha-ha!
8. akom-peo 17/07/2011 20:37:45
aiza kosa e! de fenona ivy izy , ary ianao raha azoko tsara haotra mialona;;; de aza mba mora tezitra zany mo e!

Ajouter un commentaire

Midira aloha