MITADY REO ZAY TSY SAHY MAMETRAKA NY SARINY ô! - 04

Nampidirin'i : endrika01
Tahirintsary: MITADY REO ZAY TSY SAHY MAMETRAKA NY SARINY ô!
Nampidirina ny : 28/02/2010 14:40:23
Nitsidika : 2217
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

1. dadax 10/04/2010 06:00:26
ra za ko alo no mba mlay b oatr'izao hametraka ny sariko ko a e!
2. endrika01 10/04/2010 11:37:01
tsisy milay sy tsy milay zany ry reto an,refa olombelona retra de milay doly!
noharina hitovy! de izany ve no tsy hametrahana sary eeeee,ntsssss!
3. MitovyB 16/05/2010 04:44:23
Marina ki zany ry endrikaoUn a, ny olona tsy misy ratsy zany fa kosa ny mety maharatsy ny olona iray dia ny fitondran-tenany iany,ka iny ndray aloa tsy férana fa samia mi-chauffeur ny tenany io ry zalah, fa mampidira zareo sary a! an !!!.Zay Ok doly eeeeeeeeeee!!!!!!!!!!!!.Bye!.

Ajouter un commentaire

Midira aloha