Malalaka - Manala azy!

Nampidirin'i : endrika01
Tahirintsary: Malalaka
Nampidirina ny : 14/03/2010 11:22:07
Nitsidika : 1607
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

Hevitra taloha
13. endrika01 23/03/2010 09:17:50
ha ha ha,
14. caprio 23/03/2010 11:09:52
hihomehezanareo fotsiny ve rangah tenanay,aza atao an zany e!
15. endrika01 25/03/2010 14:22:21
ka tsy aleo ve miomehy toy izay kosa tezitra eh!!!!!!!!!!!!!!!
16. ANJARA7 31/03/2010 07:32:54
fangaha mou manelingelina ry zalahy ireny ?oul manafosafo sy manorokoroka ary ireny kou!hitandry eo anie rehefa mihaona nareo sy caprio e!
fa raha matahotra takourb...(kopy ndry)alou de matahotra an dry zareo e!hihihihi!
17. caprio 31/03/2010 21:04:55
ANJARA7 hihihihihi aza mampilendalenda eo an
18. ANJARA7 04/04/2010 09:57:58
caprio tena milendalenda be ve nao?normale!k'izy mignone kou!an caprio?
19. caprio 04/04/2010 18:17:01
ANJARA7: marina mintsy fa tena manja izy ka! rah mba fantany mantsy fa tena........hihihihihi copy enao e
20. endrika01 05/04/2010 13:38:54
tsara resaka njay an!
hi hi hi,
21. ANJARA7 09/04/2010 05:15:57
za ne tsara resaka @ireny zaodahiko ireny foana e!tsy tsapandry ve?
ka caprio hono te ho fam ntsika kou
pas mal!
22. endrika01 10/04/2010 11:30:17
hey,nahazo hoatsinona tany am caprio njay mou njy nmanisy sira be io,ry ANJARA!!!!!!!
njy an,bediko njy fa atôvy tsala mou,efa we(....) wa!
hay mou njy tsy miditra ary am ....,vakio any de azonjy wa ny tiko lazaina celie be an!
bizouuuuuu mamy be njy!mmmmmmmmmmmmmmmwwwwwwwwwwwwwaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaahhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

Ajouter un commentaire

Midira aloha