Malalaka - sarinay_090

Nampidirin'i : endrika01
Tahirintsary: Malalaka
Nampidirina ny : 14/03/2010 11:45:05
Nitsidika : 1665
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

1. maeva74 14/03/2010 20:44:16
Manja angeh nareo izany e!
2. endrika01 16/03/2010 08:52:28
tsay tsay tsay,ita-njy eo tsara fa njy no tena manja,hi hi,
anjaso fa ampidiriko ato le sarintsika telovavy iny,le endrika01,sy Oliviah,de...
mbola tsy anio fa tsy aleo am dimaka!
3. ANJARA7 18/03/2010 06:32:03
manja mintsy wa izy sady
blanche comme la neige!
4. endrika01 18/03/2010 09:13:19
tsy koi eh,lazao doly ze tinareo lazaina,fa na mouche aza de lazaivo fa manja fonafona.
ha ha ha ha!
aiza foana wa an,...kôpy njy io, baby!!!!!!!!!
5. tebs 01/04/2010 06:14:16
tena manja kosa aloha enao e! sa ahona
6. endrika01 05/04/2010 13:40:27
raha manja reh zah ,mety mba lany miss mada tamzany fotoana eh!
fa matoa tsy de......
7. litabaombinn 17/04/2010 08:25:51
mahafatifaty ley mihitsy an !
8. litabaombinn 17/04/2010 08:27:27
mahafatifaty ley mihitsy an !
9. endrika01 18/04/2010 14:13:42
sarotsa soratana be leu ps-ntoi,hi hiih!

Ajouter un commentaire

Midira aloha