Sakafo - Mahalatsaka

Nampidirin'i : nannie
Tahirintsary: Sakafo
Nampidirina ny : 15/03/2010 14:16:11
Nitsidika : 657
Miverina amin'ny tahirintsary
Sarin'inona io ? — Elatr'akoho sy mofobaolina ary cerise sur le gâteau ! Matory eo ambony salady !

Hevitra

Hevitra taloha
6. nannie 19/03/2010 11:40:33
Sady simba ilay zava-kanto raha vao mangalam-pihinana ô ?
7. cidhiary 19/03/2010 12:31:18
hainareo mo fa zao tena ampotoana mihihinana, ina ny laokako helatrako @ sakamalao niammmmmm
8. cidhiary 19/03/2010 12:35:34
ary hony ry namana tsy mahafoy , mba ina hoa ty miaraka @ éééé zahay mantsy avany ambanivohitra ka somary vendravendrana hhhiiiiiyyyyyyyyy
9. nannie 19/03/2010 13:55:45
Hay ilay tànany !!!... euh... azafady... ilay zavatra maitsomaitso lavalava miaraka amin'ny salady !!!... an....divy !!! izany moa no anaran'ireny ô ?
10. cidhiary 19/03/2010 14:11:43
le boll mihitsy tena tsy haiko ka!! sa hovy ,,, hih;hi; hi mafy rehefa tsy mahay ahhh
11. nannie 07/04/2010 14:10:53
Ovy marina kosa io e ! Mazotoa daholo ooo ! Ary rahoviana isika no hanandrana ohatran'io amin'izay ?
12. dadax 10/04/2010 07:51:36
fa i nannie nga efa mahay manamboatra oatranio , za alo ra hanandrana ihinana d mazot b e!
13. nannie 10/04/2010 12:07:49
Sûre aho fa vongan'ovy b avy nomasahana niaraka tamin'ny hodiny io d avy eo novoasana d avy eo no-paner-na, dia nampiarahina amin'ny akoho nendasina eo ambony salady voatondraka sauce vinaigrette !
Ha ! saika adinoko, d avy eo nasiana ketchup haingony (mino aho fa azo soloina mayonnaise ireo tendron-javatra ireo ô ?)
14. cidhiary 06/05/2010 14:14:08
hony hoa ry zareo ;mb a atao ahoana kay no mitady namana mba afaka meresaka @ gasy ééé, le@ serasera iny
15. nannie 06/05/2010 15:34:18
Izaho koa tsy mahay an ! Tena mbola somary manavia ahy kely ity takelaka serasera ity fa dia izay sendra ahy aloha dia sokafako.

Ajouter un commentaire

Midira aloha