1.Mirrah 27/11/2014 08:06:26
amidy nga io robe io?d otrinn? :)
2.nannie 28/11/2014 06:06:30
Tsy mivarotra aho ka ! fa mitahiry sy maneho lamaody izay hitako fa tsara ao anatin'itony tranonkala itony fotsiny. Dia afaka maka modely ato ianao, dia ampanjairinao ohatra.