6092_1034730167497_1802755072_71623_1864436_n
Sary 1 amin’ny 3 6092_1034730167497_1802755072_71623_1864436_n

Sary

6092_1034730167497_1802755072_71623_1864436_n

mirananirina mirananirina 05/08/2009 14:02 Nijery 3101

Hevitra 6

hery hery 05/08/2009 16:35
Tsy havandra ve io? Raha havandra dia efa nisy imbetsaka ihany fa raha tena lanezy dia tena fahagagana tokoa.
izahh izahh 06/08/2009 11:17
aleo mba hisy neige r'ingahy eto dago rehefa tsy ho tonga any canada ihany a!
endrika01 endrika01 09/08/2009 13:27
Avelao mba ho tonga aty Dago ny lanezy e!
Amzay mikaon-doha tsara ry zalahy isan-tsokajy ao
aminy fitondrana ao,io aloha mbola tsy azo tonga de dokafana we lanezy!
na mety ho izy aza! fa ho raikitra ndray ny coms be isan-karazany!hi hi hi,
Hahazo touriste bobaka be tsy ho voahisa angamba i Mada....;-)
ANJARA7 ANJARA7 09/08/2009 16:08
tsara fa ny fitafiana sns... hiarovana @hatsiaka no olana ny voly ho potika de ahoana?mahereza daholo e!
tomtom tomtom 09/08/2009 21:20
tena lanezy io tena hotra zivra!
tovovavy tovovavy 27/07/2010 11:58
Tamin'ny taona 1949 no nisy neige farany teto Dago !!!
Dia 70 taona aoriana indray !!!