Fizahan-tany

Nampidirin'i : mamyandry
Nahoana moa no dia ny vahiny foana no mandeha mizaha ny tanintsika? Fa maninona isika gasy raha mba mamantatra ny harem-pahasoavana nomena antsika koa.Tena azo atao ny manao voyages organisés,sady amin'izay sûre fa mora. efa mankaleo ity resaka politika, tsy aleo ve miova rivotra kely indray? Sa ahoana hoy ianareo?
Sady efa fotoana fakan-drivotra izao an!