MITADY REO ZAY TSY SAHY MAMETRAKA NY SARINY ô!

Added by: endrika01
Tags: manokana
Mitazatazana eto foana miandry hoe oviana iany ary,reo
namana tsy mety mampiseho sariny ireo vao ho sahy e!
zaho aza sahy mametraka sary, nefa saron-kenatsa beuh!!!!