Raha toa misy sosokevitra dia azonao apetraka eto ambany fa hovaliana.
Hevitra :
1. tets
teast (05/07/2009 11:29:43)
2. Hery
Tokony hoe afaka tenenina ny album hoe izay namana (mpikambana) ihany no afaka mijery (05/07/2009 11:36:40)
3. bonbongasy
Ary tsy azo exigena ve ny manisy commentaires an'iroe sary fa toa mijery flora fotsiny izay tsy mahalala nefa mba te ahafantatra?
misaotra (05/07/2009 15:30:52)
4. Hery
Dia ho hainao daholo kosa ve izay apetrany amin'ny tahirintsariny. Ity anie tsy voatery hoe hetsiky ny namana na sarin'ny namana ihany fa izay sary tian'ny mpametraka hapetraka e :-)
(05/07/2009 17:58:37)
5. fahamarinana
Ny ahy hoe ,mba tiako rahatoa ka ny namana azoko fidina no afaka mijery ny sariko fa tsy izay namana serasera rehetra mpikambana akory nefa tsy haiko sy tsy tiko ahalala ahy koa ,eny e ,fantatro fa mitady zavatra hafa mihintsy i Faha ndraindray fa alefako foana aloha fa isan'ny soso-kevitra io !:-) (05/07/2009 20:24:14)
6. Hery
Faha> tsy zavatra hafa mihitsy izany ka... Efa izany mihitsy no tanjona. (06/07/2009 07:14:46)
7. fijo
ahoana ny fampidirana le sary fa tsy hainay e (10/07/2009 00:05:14)
Izaho te-hampiditra sary nefa tsy mety haiko mihitsy .Atao ahoana kay. Amin'ny antsipiriany azafady raha mba afaka manoro hevitra ahy hianareo,Mba miangavy re ray olona fa vahiny a
min'izay rehetra atao ity ny tena..Dia misaotra mialoha
e
1 (27/12/2010 22:57:02)
16. nivohanta
olana 1.nanandrana nampiditra sary aho tamin ilay namorona blaog fa lazainy adresse introuvable foana.olana faha 2,hamoaka boky aho io janvier 2011.tsara koka raha ny tena anarako no apetraka amin ny solon anarana.voatery manokatra hafa ve sa azo soloina fotsiny ilay efa eo?misaotra indrindra (06/01/2011 23:40:55)
17. aina_80
aona l fomba fiserasera ato f tena ts haiko mihints, mb t hitady correspondante za f ts haiko mints hoe aona n atao mb haitana sy hisafidianana nmaro @izy ireny, mb valio omeo tanana f mjery flaura fotsn (17/08/2011 14:24:49)
18. grrrrrr (mpamangy)
mitady boston eto paris za io ny mail riortia@yahoo.fr (01/11/2011 20:13:38)
salut,
Ra viviane kosa rangah tsy laitra mints a az malael maty voalavo fa ny any atsaha mbola hiakatra (28/01/2012 14:39:28)
20. dadah40 (mpamangy)
Bonjour ,te hiresaka be aminao za fa misy mahaliana ahy ny sary napetrakao ,satria za aty Chine demahita ireo sary aty ireo moa ve enao aty e!,azafady de milay be letsy e!,mila valiny raha azo atao (21/04/2012 11:45:44)
Hevitra :
1. tets
teast
(05/07/2009 11:29:43)
2. Hery
Tokony hoe afaka tenenina ny album hoe izay namana (mpikambana) ihany no afaka mijery
(05/07/2009 11:36:40)
3. bonbongasy
Ary tsy azo exigena ve ny manisy commentaires an'iroe sary fa toa mijery flora fotsiny izay tsy mahalala nefa mba te ahafantatra?
misaotra
(05/07/2009 15:30:52)
4. Hery
Dia ho hainao daholo kosa ve izay apetrany amin'ny tahirintsariny. Ity anie tsy voatery hoe hetsiky ny namana na sarin'ny namana ihany fa izay sary tian'ny mpametraka hapetraka e :-)
(05/07/2009 17:58:37)
5. fahamarinana
Ny ahy hoe ,mba tiako rahatoa ka ny namana azoko fidina no afaka mijery ny sariko fa tsy izay namana serasera rehetra mpikambana akory nefa tsy haiko sy tsy tiko ahalala ahy koa ,eny e ,fantatro fa mitady zavatra hafa mihintsy i Faha ndraindray fa alefako foana aloha fa isan'ny soso-kevitra io !:-)
(05/07/2009 20:24:14)
6. Hery
Faha> tsy zavatra hafa mihitsy izany ka... Efa izany mihitsy no tanjona.
(06/07/2009 07:14:46)
7. fijo
ahoana ny fampidirana le sary fa tsy hainay e
(10/07/2009 00:05:14)
8. Rabarijaona
Slt.
henoko fa misaotra betsaka .
Arison ihany .
misaotra
(10/07/2009 01:12:02)
9. tssssss
rehefa tsy ho jerena ny sarinareo dia esory any fa tsssss
(06/01/2010 13:10:12)
10. vivivane (guest)
(01/07/2010 20:14:08)
11. vivivane (guest)
(01/07/2010 20:15:05)
12. viviane17
te hilely mafy aho
(02/07/2010 02:43:55)
13. viviane17
TE HANAO MAFY AMINY GASY
(03/07/2010 23:46:58)
14. vivivane (guest)
miady lataga gast mafy
(08/07/2010 05:19:47)
15. albi
Izaho te-hampiditra sary nefa tsy mety haiko mihitsy .Atao ahoana kay. Amin'ny antsipiriany azafady raha mba afaka manoro hevitra ahy hianareo,Mba miangavy re ray olona fa vahiny a
min'izay rehetra atao ity ny tena..Dia misaotra mialoha
e
1
(27/12/2010 22:57:02)
16. nivohanta
olana 1.nanandrana nampiditra sary aho tamin ilay namorona blaog fa lazainy adresse introuvable foana.olana faha 2,hamoaka boky aho io janvier 2011.tsara koka raha ny tena anarako no apetraka amin ny solon anarana.voatery manokatra hafa ve sa azo soloina fotsiny ilay efa eo?misaotra indrindra
(06/01/2011 23:40:55)
17. aina_80
aona l fomba fiserasera ato f tena ts haiko mihints, mb t hitady correspondante za f ts haiko mints hoe aona n atao mb haitana sy hisafidianana nmaro @izy ireny, mb valio omeo tanana f mjery flaura fotsn
(17/08/2011 14:24:49)
18. grrrrrr (mpamangy)
mitady boston eto paris za io ny mail riortia@yahoo.fr
(01/11/2011 20:13:38)
19. mahery (mpamangy)
salut,
Ra viviane kosa rangah tsy laitra mints a az malael maty voalavo fa ny any atsaha mbola hiakatra
(28/01/2012 14:39:28)
20. dadah40 (mpamangy)
Bonjour ,te hiresaka be aminao za fa misy mahaliana ahy ny sary napetrakao ,satria za aty Chine demahita ireo sary aty ireo moa ve enao aty e!,azafady de milay be letsy e!,mila valiny raha azo atao
(21/04/2012 11:45:44)