Hevitra mikasika ny sarin'i nannie
Miverina amin'ny sary
Hevitra

misaotra an l mpamorona fa tena tsara l ketrika nametrahany azy mlay e!

Marina izany ! misaotra azy fa tsy izaho aloha ilay izy e !

ô ry nannie a ! ianao v tam vao nahitanio d nahafantatra hoe elatr'akoho io? fa za aloa tena fan e ; ra tsy namaky an l soratra io ambony io za ts kop mints

tena marina fa tena tsara be ilay izy ary tahaka tena masiro ahhhh

mamp t ho naona e! nefa tandremo sao mis ts maazaka d mangalam-pihinana eo fa VOASAZY ts mahazo mserasera eo intsony an!

Sady simba ilay zava-kanto raha vao mangalam-pihinana ô ?

hainareo mo fa zao tena ampotoana mihihinana, ina ny laokako helatrako @ sakamalao niammmmmm

ary hony ry namana tsy mahafoy , mba ina hoa ty miaraka @ éééé zahay mantsy avany ambanivohitra ka somary vendravendrana hhhiiiiiyyyyyyyyy

Hay ilay tànany !!!... euh... azafady... ilay zavatra maitsomaitso lavalava miaraka amin'ny salady !!!... an....divy !!! izany moa no anaran'ireny ô ?

le boll mihitsy tena tsy haiko ka!! sa hovy ,,, hih;hi; hi mafy rehefa tsy mahay ahhh