Hevitra mikasika ny sarin'i iarymino
Miverina amin'ny sary
Hevitra

tsara beuhhh. ôtran sar tany toliara. ^^

enao kosa ts mbô nten d niarak t@ nareo tan aho!! hihi

oaw!!!!!!!!!mlay b kosa ko mba oeto any ko zay!!!!!!!fa tsy maita faty ve lo refa makany @zany ifaty zany???????????lol

Ifaty aiz iz izany fa tena tiko be lay toerana sady tsara be enao an...!

mbo ento any koaz za e.

misaotra e!

Za zao ho any toliary @ 15 d mbo t aita le Ifaty nef za tsy maita lalana;ary maninona moa raha miaraka any e.

Bjr, bonané ndry. Ai v ndry ato kou e, milay b. Bisou, bye.

BATEHONAMANAO OAH!!!!!!

ndao oa ra inamana!!