Hevitra mikasika ny sarin'i iarymino
Miverina amin'ny sary
Hevitra

Salut, mahasambatra ny mahita ny tovovavy Malagasy tahaka anao izao, gasi2 endrika, tandremo sao manao blague @ fiainana an! ok John

je peux te dédier un poème?
zao ary:
voahirana an-drano maria - takarina sarotra alaina- kanefa de maro mpitia- sy tena manaitra ny saina! vita tompoko! sarotra be ny maka an-dry ao anaty ecran fa mitelin-drora fotsiny! bisou beuh!

manjakely oh

bikaina ianao de ba! asio bebaka ihany ny fiainana raha azonao ato de ao tsara