Fihaonan'ny Namana serasera teto Roma 2008 - andro II/2 - CIMG4754

Nampidirin'i : ikalamako
Tahirintsary: Fihaonan'ny Namana serasera teto Roma 2008 - andro II/2
Nampidirina ny : 03/07/2009 16:33:48
Nitsidika : 884
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

1. fahamarinana 04/07/2009 19:02:57
hummm !mini mini -zipo jiaby !Mafana arô ny andro !hihi !
2. ikalamako 04/07/2009 19:13:18
tenue-nay ireny ry faha
3. fahamarinana 04/07/2009 19:15:39
Ary zany no haningana any kouh ,za akanjo-na masera ilay miafina manontolo !mouhahahha !
4. ikalamako 04/07/2009 19:16:20
ao fa tapahana rehefa tonga njy dia averina zairina rehefa hody njy :-P
5. fahamarinana 04/07/2009 19:21:26
Ngaha , ...marina hany izanyyyy ! Rehefa handeha fihaonana aza mbola hanao masque ! Tsy poinsa ity makamaka sary ity kouh !

Ajouter un commentaire

Midira aloha