Fihaonan'ny Namana serasera teto Roma 2008 - andro III - CIMG4864

Nampidirin'i : ikalamako
Tahirintsary: Fihaonan'ny Namana serasera teto Roma 2008 - andro III
Nampidirina ny : 04/07/2009 12:01:09
Nitsidika : 813
Miverina amin'ny tahirintsary

Hevitra

1. fahamarinana 04/07/2009 18:57:15
Ilay tendan-kanina io ! hummmmm !Tsy ankizara amiko ve ?
2. ikalamako 04/07/2009 18:58:54
hihihi - rehefa tonga njy dia omena dôblan'io an...
3. fahamarinana 04/07/2009 19:01:57
Kay efa mitelin-drora aho lé !heuhhhh ! rahoviana moa zay ?
4. ikalamako 04/07/2009 19:13:46
rehefa hozy njy hoe lasa zao !
5. fahamarinana 04/07/2009 19:14:46
He !! Ho lasa forum eo ato dia ho bedin'ny sefo eto kle !
6. ikalamako 04/07/2009 19:16:50
zarany aza misy kil koh !

Ajouter un commentaire

Midira aloha