Malalaka - 1
Nampidirin'i : endrika01
Tahirintsary: Malalaka
Nampidirina ny : 06/04/2010 12:13:00
Nitsidika : 1673
Tahirintsary: Malalaka
Nampidirina ny : 06/04/2010 12:13:00
Nitsidika : 1673
Andraso kely...
Miverina amin'ny tahirintsary

mazotoa homana ary de tandremo sao kenda! raha mba teo zao za de nofahanako elah hihhihi,manomboka ndray ny nofy atoandron'i caprio kely
sahateny habipte!
casprio > misaotra eh, de mandraisa sotro ary de mipetrapetraha!
refa kaly mapazotozoto ny vavony ngeh de le hohanina miadana tena milay be eh!de tsy kenda zany!
ANJARA7 > soukrannnne habibiteh!
ny ahy tsy le sakafo no tiako ho hanina fa ny' takolaki le oul @sary
any caprio?
ANJARA7> ngah izy io manga ka we mampite hanaikitra!,
na mampite hihinana,ha-ha-ha!
njy an!
io njai enao ry ANJARA fa maka fanahy an!
ANJARA7> alai-njy fanahy hony i Caprio ,tanjemo ary sao manangatsa eo an,hiiihiih !!!!!
tonga de sambatra be za za rah lasa angatra,fa tonga de vetivety de eo anilanao,tanjemo ary sao mangovitra eo @alina fa ho avy ao hihihii
ha ha ha,
tsy mahazo manangatsa zany revo te hahita anle tompony sary lollll