Ny Vita Gasy par HAIHAINGO - Gasy tsara haingo

Nampidirin'i : sandinambinina83
Tahirintsary: Ny Vita Gasy par HAIHAINGO
Nampidirina ny : 14/04/2010 17:46:10
Nitsidika : 3148
Miverina amin'ny tahirintsary
Ny vita gasy dia haingo tsara ho an'ny asaramanitra sy ho an'ny rehetra izay tia miangaly azy. Isaorana manokana Ramatoa Hanitriniaina ANDRIAMBOAVONJY nandavorary izato haingo gasy tsy manam-paharoa ary tena nahavariana ny vahiny. Koa mamporisika sy mampahery anao izahay hanatsara hatrany ny vita gasy. Mankasitraka tompoko.

Hevitra

1. nannie 25/04/2010 04:56:12
Lafatra tokoa sady mihaja !
2. Ratoa 27/04/2010 12:59:57
Mihaja be. misy ho vidiana ve izao sa samy manao ny azy?
3. yonikafopl 01/05/2010 19:08:17
Mba omeo sopapa am le akanjo ooo, tsara be eeee
4. sylvoalias 14/05/2010 22:12:48
Tiko be le madama,
le costume de tena elégant be !
Mihaja be!
5*
5. lisah 31/10/2010 13:34:30
Tena lafatra na ny akanjo na ilay miakanjo azy

Ajouter un commentaire

Midira aloha