Tahirintsarin'i endrika01
Ireto tahirintsary ireto dia azon'ny rehetra jerena. Midira raha te hahita ny tahirintsary hafa
![]() Manala azy,mbo hanalana ny stress,hummm... |
![]() Mitazatazana eto foana miandry hoe oviana iany ary,reo namana tsy mety mampiseho sariny ireo vao ho sahy e! zaho aza sahy mametraka sary, nefa saron-kenatsa beuh!!!!... |
![]() ... |
![]() Zahay ireo an!shutt!!! Mbola tsy lazaina aloha e! fa namanantsika iany izy ireo.... |