ra za ko alo no mba mlay b oatr'izao hametraka ny sariko ko a e!
endrika0110/04/2010 14:37
tsisy milay sy tsy milay zany ry reto an,refa olombelona retra de milay doly!
noharina hitovy! de izany ve no tsy hametrahana sary eeeee,ntsssss!
MitovyB16/05/2010 07:44
Marina ki zany ry endrikaoUn a, ny olona tsy misy ratsy zany fa kosa ny mety maharatsy ny olona iray dia ny fitondran-tenany iany,ka iny ndray aloa tsy férana fa samia mi-chauffeur ny tenany io ry zalah, fa mampidira zareo sary a! an !!!.Zay Ok doly eeeeeeeeeee!!!!!!!!!!!!.Bye!.
noharina hitovy! de izany ve no tsy hametrahana sary eeeee,ntsssss!