Gasy tsara haingo
Image 1 of 1 Gasy tsara haingo

Image

Gasy tsara haingo

sandinambinina83 sandinambinina83 14/04/2010 20:46 3688 view(s)

Ny vita gasy dia haingo tsara ho an'ny asaramanitra sy ho an'ny rehetra izay tia miangaly azy. Isaorana manokana Ramatoa Hanitriniaina ANDRIAMBOAVONJY nandavorary izato haingo gasy tsy manam-paharoa ary tena nahavariana ny vahiny. Koa mamporisika sy mampahery anao izahay hanatsara hatrany ny vita gasy. Mankasitraka tompoko.

Comments 5

nannie nannie 25/04/2010 07:56
Lafatra tokoa sady mihaja !
Ratoa Ratoa 27/04/2010 15:59
Mihaja be. misy ho vidiana ve izao sa samy manao ny azy?
yonikafopl yonikafopl 01/05/2010 22:08
Mba omeo sopapa am le akanjo ooo, tsara be eeee
sylvoalias sylvoalias 15/05/2010 01:12
Tiko be le madama,
le costume de tena elégant be !
Mihaja be!
5*
lisah lisah 31/10/2010 16:34
Tena lafatra na ny akanjo na ilay miakanjo azy