iarymino 19/02/2011 18:33 jobo: eo amin'ny ankavia misy soratra hoe hafatra de misy hoe hafatra de ao no mandefa hafatra e!! mazotoa fa za afakanamanao tsara!!!
iarymino 25/02/2011 08:59 ouups!! miverina any amin'ny takelaka serasera aloha kay!! zay vao mijery miankavia!
misy hoe hafatra de ao no mandefa hafatra e!!
mazotoa fa za afakanamanao tsara!!!
zay vao mijery miankavia!