tsara fa tsy ampy entana tsy misy hofondaina, tsy misy ohanina, hafa ihany le tena vrai en forme sady azo atao ondana, bodofotsy ary matelas fa itony ngmba mety zavatra 1 ihany no ilana azy : hoentina mi-style, sady hafa ihany le hoe ze voky ihany no maharaka ny namany
Commentaires 3
Connectez-vous pour laisser un commentaire.
Connexion