Bord de la mer Majunga
Sary 2 amin’ny 2 Bord de la mer Majunga

Sary

Bord de la mer Majunga

handoha handoha 18/07/2009 11:59 Nijery 4702

Hevitra 3

mamyandry mamyandry 28/07/2009 13:20
Mahafinaritra tokoa ilay mirendra eny amin'ny bord indrindra rehafa hariva iny sady miaraka amin'ilay brochettes mampalaza azy e!
bobone bobone 29/07/2009 16:05
Misaotra ry Handoha an: tena hafa ihany Mahajanga owah ! milamina, madio rivotra an!
izay tsy mbola taty tongava fa mahay mandray vahiny ny aty e!
RATOVOARY RATOVOARY 30/07/2009 09:02
Marina izany, tongava daholo e!
Sady efa milay zao n ny bord na ny ville, niova tanteraka ny tanàna.
Ary aza daholo hoe nareo namana Majngà reo fa toa tsy hita nefa misy dinika manokana Majunga ao @ http://forum.serasera.org/?rub=dinika/topic&topid=t436b36c86c20d , midira ao dia hafanaintsika ny dinika e!