mitady ny tsy hita , ka mila voatsiary izany, toi?
izay misy eo oahnina aki a, fa aza mitady ny tsy hita, ny eo tsylany ka hoe, hoe....
ialinirina27/01/2010 10:55
mampitahotra otry ny avatar nao ihany ny fomba fanehonao hevitra ry remahity
ho avy aky ny sary ry endrika a!de mba mifankahalala tava moa oh!
endrika0131/01/2010 18:49
remahity : zany an,zah ngah mihinana sary zany ,hi hi hi,ty mitazana fotsiny ihany!de mamatatra de makafy!
ny efa hita eo foana,fa le tsy hita angeh no tadiavina eh!
endrika0131/01/2010 18:50
ialinirina : coucou ,ma belle! efa azoko sary an-tsaina fa manjakely njy!
alefaso ary ny sary an!!!!!!!!!!!!!!!
ANJARA702/02/2010 11:36
maro viavy tsara amignareo any zany ry endrika !
endrika0102/02/2010 12:57
ANJARA7 : ny viavy angeh tsara doly eh! njinja mou fa injy io,alefaso amzay ny sary wa!
caprio02/02/2010 23:02
manja mintsy anie enao ty ry endrika e!tena marina anie zany e
endrika0103/02/2010 17:52
zany ve ry i Caprio? mhhh!!!!!!
bisou njy!
ANJARA711/02/2010 08:41
ho avy wa faza manahy!kiss pour les belles
tsiorivola11/02/2010 09:48
manja be injy firy num azafady.Misotra Mialoha
tsiorivola11/02/2010 09:50
Ahoana ihany ity firenentsika ity eh?Mety tafavoaka ihnay ve?Mivavah ka mibeba ry malagasy rehetra
bobone17/02/2010 09:11
endrika: slt njy ! aoka akia fa belle gôsy an! marina fa tsara jiaby ny vaiavy an! misaotra e! bizzzzzzzzzzz njy
endrika0117/02/2010 12:56
tsiorivola> zah tsy manana num !!!!!!!!!!!!!!!!1
endrika0117/02/2010 12:56
bobone> aoka marina eh!!!!!!!!!!!!!11
endrika0105/03/2010 22:54
ANJARA7> Alefaso amzay ary le sary eh! Lay nalefa-njy ho ahy kalou tena milay eh !Hay ve njy nanapaka volo tao eh!Tena wow,mbô apetsao ato akia an,khouny an,bizou
mitady ny tsy hita , ka mila voatsiary izany, toi?
izay misy eo oahnina aki a, fa aza mitady ny tsy hita, ny eo tsylany ka hoe, hoe....
ho avy aky ny sary ry endrika a!de mba mifankahalala tava moa oh!
ny efa hita eo foana,fa le tsy hita angeh no tadiavina eh!
alefaso ary ny sary an!!!!!!!!!!!!!!!
bisou njy!