tena matory daolo v r nannie reny ol rena sa mba mody matory fotsny? sao mba latsak ao anaty rano ao io razoky io le! fa mlay b toerana ,misaotra an nannie aloha fa mafnartra sady mapme le izy e!
nannie17/05/2010 16:30
Dia hoe mba mody matory mi-scène mampiseho ny systèmes fatoriany ve ireo sinoa be dia be ireo ? hihi ! asa re.... !
Tsy misy fisaorana fa mba manangona fotsiny koa aza aho ko !
Mankalaza e !
Tsy misy fisaorana fa mba manangona fotsiny koa aza aho ko !
Mankalaza e !