Album · madazikart

Lanitra

madazikart madazikart 27/07/2009 15:24 13 image(s) 25181 vue(s)
Say nalaiko isaky ny misy zava-mahavarina na mahatalanjona eny amin'ny habakabaka. Mahavariana mihitsy ny lalao ataon'ny rahona, ny masoandro, ny volana sy ny tontolo manodidina. Soa ihany ny tena fa mba mahay mipipika ka dia naka sary ireny zava-mahafinarira ireny!
Couverture — Lanitra
Couverture 13 image(s)