dOry08092009_00002
Sary 6 amin’ny 6 dOry08092009_00002

Sary

dOry08092009_00002

endrika01 endrika01 09/08/2009 14:08 Nijery 2279

Hevitra 21

mirananirina mirananirina 10/08/2009 18:09
milingilingy an
Oliviah Oliviah 11/08/2009 03:03
Tsy atao mahagaga tsony;ny fitiavan-dry miakatrakatra a.Kiss ky ndry an
bolida77 bolida77 12/08/2009 13:12
Dia tafakatra @ ambony marina e !
endrika01 endrika01 15/08/2009 07:11
Ny mahatalanjona ahy dia ity,raha mahita toerana avoavo zaho,dia misy hery misintona zany( havoana,hazo maniry,trano honenana ....)tsy hoe milangalanga ,na tsy haiko e,fa andramo koa,fa raha tafiakatra @havoana iray ianao,ka mitazana ny tontolo manodidina,dia mahatsiaro tena hoe;maivana,mirana,sy ny maro be tsy voatanisa!!! Andramo anie e,
endrika01 endrika01 15/08/2009 07:13
Ny mahatalanjona ahy dia ity,raha mahita toerana avoavo zaho,dia misy hery misintona zany( havoana,hazo maniry,trano honenana ....)tsy hoe milangalanga ,na tsy haiko e,fa andramo koa,fa raha tafiakatra @havoana iray ianao,ka mitazana ny tontolo manodidina,dia mahatsiaro tena hoe;maivana,mirana,sy ny maro be tsy voatanisa!!! Andramo anie e,
winner winner 26/08/2009 13:39
Iza iry ambony iry ô?
Za de anisan'ny tsy nampiditra sary mihitsy ry endrika. Tsy hoe tsy sahy fa tsy mazoto loatra. Ny mijery sary no tena tiako. Za koa mpaka sarin'olona de matetika tsy azo sary mihitsy e.
endrika01 endrika01 27/08/2009 07:18
Winner :i endrika01 iany io o!
Njaso,omeo ahy ny fakan-tsary de zah njay no mpaka sary.Amzay enao manana sary.
bakokely bakokely 30/08/2009 15:30
iza iry ambony iry?
maninona eny ndriko ô
sa mikotrika atody?
d firy ny atody ndriko?
endrika01 endrika01 11/10/2009 18:04
bakokely > tsa vô misy atody kotrehina zany eo eh,zah ngah voron-kely ka hikotrika e,vazivazy an,sô tsy mahataty fa zah njay de efa vita vakisiny ny aminio, fanalana sy hanihany io,hi hi hi
RJR50 RJR50 23/10/2009 00:06
Endrika o!mba midina @zay fa zah koa mba handrana hiakatra eo hijereko an'zany mahafinaritra
be zany sa enao mahita hoe aiza misy toerana avo2 mba ho an'ah.
Oh non je glisse!!
mmmhh mmmhh 11/11/2009 13:57
Tandremo ary sao mibolisatra an,
ainaheri ainaheri 11/11/2009 18:52
midina @ zay f'efa mangatsika ny andro ee lol
endrika01 endrika01 15/11/2009 12:25
mmmhh,ainaheri >zah tsy hidina,anatero bodofotsy na inn reh eh,ze mampafanafana !
de RJR50,mitonja tohatra eh,de tsy mi-glisse eeee!lol
RJR50 RJR50 20/11/2009 11:43
Hay marina mou mangatsiaka eny ambony, zah tsy mila tohatra fa tsy mi-glisse zany lol.
Oh!iza iry ambony ry, zah ihany no aty, maninona eny ndri, mikotrika hafanana.
De tandremo ary sao mi-vibre eo reh manitsy loatra
endrika01 endrika01 22/11/2009 18:01
ha ha ha ha,de refa mi-vibre ry reto,de mandefa courant any aminareo
ka inn tsony no andrasana!
de samy mi-vibre dolidoly!hi hi hi,
mdr.
Emisoa Emisoa 09/12/2009 13:01
Izao izany ilay atao hoe mianinkazo an!!!!
dadabe dadabe 12/12/2009 07:15
humm mi ling ling toi ahumm manaova hoaa zipo d milay be
endrika01 endrika01 12/12/2009 17:09
dadabe>efa t2 nianatra katesizy zah no nanao zipo farany!ha ha ha tsisy collant an,t2 zany leu miakatra amin'ny tohatra-ndry masera le somary miolakolaka ireny!
de kay,..........hi hi hi ,aoka ajanona eo alou!
sylvoalias sylvoalias 09/02/2010 20:50
Kilonga apela de mipelipelika koah !
De tia anikanika !
Mitazoma tsara ary sao potraka ahetegny !
mtniaina mtniaina 11/02/2010 22:20
andraso eo ah alo fa ampidiniko ndry fa mba omeo bijouah aa!!!!!!!!
bobone bobone 17/02/2010 09:17
endrika!! hihihihihi misaotra e! tena mitrandraka akia njy an! manja e!
bizzzzz be njy