Resaka làlana
Sary 1 amin’ny 1 Resaka làlana

Sary

Resaka làlana

neysbork neysbork 02/06/2016 18:42 Nijery 1075

Tsy fantatra intsony hoe "fahavaratra" ve sa "rihirinina" ny toetr'andro fa dia izao ny làlana any amin'izany Antanifotsy-109 izany. Tsy asian'ny fanjakana maso ve sa hodia tsy hita ny zavatra toa itony e?

Hevitra 0

Tsy mbola misy hevitra.