Sary
Gasy tsara haingo
Ny vita gasy dia haingo tsara ho an'ny asaramanitra sy ho an'ny rehetra izay tia miangaly azy. Isaorana manokana Ramatoa Hanitriniaina ANDRIAMBOAVONJY nandavorary izato haingo gasy tsy manam-paharoa ary tena nahavariana ny vahiny. Koa mamporisika sy mampahery anao izahay hanatsara hatrany ny vita gasy. Mankasitraka tompoko.
Hevitra 5
Mba hanome hevitra dia midira amin’ny kaontinao.
Hiditra
le costume de tena elégant be !
Mihaja be!
5*