Lanitra

Nampidirin'i : madazikart
Sokajy : habakabaka
Say nalaiko isaky ny misy zava-mahavarina na mahatalanjona eny amin'ny habakabaka.
Mahavariana mihitsy ny lalao ataon'ny rahona, ny masoandro, ny volana sy ny tontolo manodidina. Soa ihany ny tena fa mba mahay mipipika ka dia naka sary ireny zava-mahafinarira ireny!