Krismasy2009

Nampidirin'i : themar
Hoan-tsika Ray aman-dReny, dia omeo fahafaham-po ny Zanaka tsika, ny zoky ampireveo koa ny zandry tsika ataovy feno vatomamy ny paosiny rehefa tonga ny fety Krismasy. Enganie hosamy hotratran'i krismasy sy taona vao2 isika tsirairay aby, rehefa mifety dia ataovy "mandaka taolan-kena ny olona fa aza atao mandaka tavoahangy "...!
Themar Mbola tsy misy sary