Hevitra mikasika ny sarin'i endrika01
Miverina amin'ny sary
Hevitra

milingilingy an

Tsy atao mahagaga tsony;ny fitiavan-dry miakatrakatra a.Kiss ky ndry an

Dia tafakatra @ ambony marina e !

Ny mahatalanjona ahy dia ity,raha mahita toerana avoavo zaho,dia misy hery misintona zany( havoana,hazo maniry,trano honenana ....)tsy hoe milangalanga ,na tsy haiko e,fa andramo koa,fa raha tafiakatra @havoana iray ianao,ka mitazana ny tontolo manodidina,dia mahatsiaro tena hoe;maivana,mirana,sy ny maro be tsy voatanisa!!! Andramo anie e,

Iza iry ambony iry ô?
Za de anisan'ny tsy nampiditra sary mihitsy ry endrika. Tsy hoe tsy sahy fa tsy mazoto loatra. Ny mijery sary no tena tiako. Za koa mpaka sarin'olona de matetika tsy azo sary mihitsy e.

Winner :i endrika01 iany io o!
Njaso,omeo ahy ny fakan-tsary de zah njay no mpaka sary.Amzay enao manana sary.

iza iry ambony iry?
maninona eny ndriko ô
sa mikotrika atody?
d firy ny atody ndriko?

bakokely > tsa vô misy atody kotrehina zany eo eh,zah ngah voron-kely ka hikotrika e,vazivazy an,sô tsy mahataty fa zah njay de efa vita vakisiny ny aminio, fanalana sy hanihany io,hi hi hi

Endrika o!mba midina @zay fa zah koa mba handrana hiakatra eo hijereko an'zany mahafinaritra
be zany sa enao mahita hoe aiza misy toerana avo2 mba ho an'ah.
Oh non je glisse!!