Hevitra mikasika ny sarin'i endrika01

Miverina amin'ny sary

Hevitra

endrika01 22/11/2009 15:16:06
Anniv-n' i endrika01 sy i Oliviah! 2009
endrika01 22/11/2009 15:17:24
Afaka manapaka voeux miaraka aminay doly ze te hanapaka an,tsisy bedy mintsy!lol
sipagasy 23/11/2009 20:03:37
arahabaina izany aloha e!!

fa tena gaga zah hoe habehana gateau reh izany !!!! misy laforo omby an'io veh??? kay kay kayyyy
endrika01 24/11/2009 09:21:46
Sipagasy> misy kah,na lehibe noho io aza!!!!!!!!!!!!

de zeh tian toi,na gateau a la manga aza,hi hi hi miam,
benkakely 24/11/2009 10:34:42
bonjour,eto paris zah saika mba hanontany hoe iza kay no manao io gateau io ra tsy mahadiso azafady
endrika01 26/11/2009 09:34:04
Benkakely > Hay ve any Paris enao eh,ny nanamboatra an'io mofomamy io ve!?

Ny namako!
patissier,izy de afaka manao commande ao aminy,ze karazana cgateau retra tinao!
na marriage na Batemy,na fety retra retra!!!!!!!!!!!!
ANJARA7 30/11/2009 19:37:36
sniff!!!!tena very anjara ,i anjara t@io nefa de gonza le izy!ary iza io bota kely miaraka aminareo io mba lazao ny psedo fa te hifanerasera aminy aho,bota kely voky gateaux ngamba io oh!
endrika01 02/12/2009 10:06:13
ANJARA7 > njy ngeh efa nolazaiko mialoha eh!
wé tongava aty aminay,fa njy mou nilaza fa tsy afaka mandeha aty ,de efa nalefako Expresse azany ny anjaranjy kouuuuuuu!
snif marina eh,mbola be ky ny hoavy h,amzay njy tsy ataoko very anjara!

hey! aza henony amin'izany njy fa bedy an,hi hi hi, (botakely voky gateau)
laingako zany fa tsy alazako eh!khouny an!
dadabe 05/12/2009 05:40:26
zany ny sipa serasera le humm masaka eee
endrika01 05/12/2009 14:34:59
masaka be mintsy eh!!!!!!!!!!!!!!! ;-)

Ajouter un commentaire

Midira aloha