Hevitra mikasika ny sarin'i endrika01
Miverina amin'ny sary
Hevitra

mitady reo zay tsy sahy mametrka ny sariny hoe???
mitady ny tsy hita , ka mila voatsiary izany, toi?
izay misy eo oahnina aki a, fa aza mitady ny tsy hita, ny eo tsylany ka hoe, hoe....

mampitahotra otry ny avatar nao ihany ny fomba fanehonao hevitra ry remahity
ho avy aky ny sary ry endrika a!de mba mifankahalala tava moa oh!

remahity : zany an,zah ngah mihinana sary zany ,hi hi hi,ty mitazana fotsiny ihany!de mamatatra de makafy!
ny efa hita eo foana,fa le tsy hita angeh no tadiavina eh!

ialinirina : coucou ,ma belle! efa azoko sary an-tsaina fa manjakely njy!
alefaso ary ny sary an!!!!!!!!!!!!!!!

maro viavy tsara amignareo any zany ry endrika !

ANJARA7 : ny viavy angeh tsara doly eh! njinja mou fa injy io,alefaso amzay ny sary wa!

manja mintsy anie enao ty ry endrika e!tena marina anie zany e

zany ve ry i Caprio? mhhh!!!!!!
bisou njy!

ho avy wa faza manahy!kiss pour les belles

manja be injy firy num azafady.Misotra Mialoha