Hevitra mikasika ny sarin'i endrika01
Miverina amin'ny sary
Hevitra

manimba sary kou le zalah io kle,

ayyyyyyyyyyyy d´efa datanta de tsy mikozikozy an! hihihih Faly mahafantara e!

de ho sanatria ve! aza hitako an zany mmmmm hihihihii

Maeva74 / lu njy!
he he he,tantante aona eh!
kèefa we ,manimba sary wa le zalah io kouuuuuuuuuuuuu!!!!!
any Bresil any zao mety misy an,mbo andefaso ,ha-ha-ha-ha!

Caprio / tena komika mintsy,
aza hitako aona kosa;fa zah angah tsy mbo mahazo.....
hihiiiiiiih!

oh!la!la!voatsongoko raha hitako fa namoaka!dia ho feno fitia ny "dia"eh!

zao kosa ve izy de we manimba sary eh!oul hihihi!!!

ANJARA7 / aiza manampy trotraka eo nama fa ntsssss!!!!!!!!!!
zah ary teo efa lagy kouuuuuu,zah tsy mila lehilahy manelingelina anah miitsy aloha amzao,
ie,feno fitia tokou ny dia satsy nande nifaly avanja,fa raha le fiti fiti fitiavan olon-droa alou de non,non,non,!tsy mbola amzao miitsy,njaso kely alou!

ANJARA7: namoaka @ahoana aryy!! aza de manao ze makarary fo eo re fa tena mba reveko anie izy io e! fafao any mintsy ranga io sary io fa tssss;; sady efa ho vankasy zao ato2 tonga de tongavako any io de mahazo komondry be hhihihihihiiii

coucou!caprioooooo!de oe ho avy aty @nay ve ?aza matahotra fa
io nge olona mathotra lehilahye!sady rambola eo za tsara ambina io.
ok!