IM000020
Image 5 of 21 IM000020

Image

IM000020

sipagasy sipagasy 04/07/2009 13:12 1687 view(s)

Comments 5

fahamarinana fahamarinana 04/07/2009 22:04
eka eka ! Mba haiko kosa ireto olona ireto kah ! :-)
ikalamako ikalamako 04/07/2009 22:17
iny eny an-tanan'i Koto iny kosa ve tsy glady be tokony ho an'i datou ravato ?!
fahamarinana fahamarinana 04/07/2009 22:20
He ! Ka izy aby efa be kibo hoe !hahahha ! Na razoky aza manao an'io mbola lasa "zemenfou ",ho bediny aho zao vao hitany ity com ataoko ity !
kotobekibo kotobekibo 21/07/2009 21:04
Nandalo teto @ ity stand milay kely ity zà par hasard , tsy nisy vola na ny kodiny aza taty amiko . Soa ihany fa nifankahita t@ sipagasy . Niverina teo zà nony hariva niaraka @ vola , tsy nahita ol ( somary maika koa zà t@ niverina teo ) , nefa efa mba saika hizesta @ lé tee-shirt sera lol
ikalamako > tsy gladiny izany iny fa tsara pasoka fotsiny d otran'ny mivelatra tsara .
fahamarinana > tsy b kibo izany izao fa somary misy kely fotsiny , normal efa reninjaza kosa kouh !
tsy maninona mihitsy izao . Misy tazotazomina tsara , sa tsy izany ry sipagasy :-P
mangidy mangidy 10/09/2009 19:04
ko ny tsy hitako klè hihi