ikalamako 04/07/2009 22:17 iny eny an-tanan'i Koto iny kosa ve tsy glady be tokony ho an'i datou ravato ?!
fahamarinana 04/07/2009 22:20 He ! Ka izy aby efa be kibo hoe !hahahha ! Na razoky aza manao an'io mbola lasa "zemenfou ",ho bediny aho zao vao hitany ity com ataoko ity !
kotobekibo 21/07/2009 21:04 Nandalo teto @ ity stand milay kely ity zà par hasard , tsy nisy vola na ny kodiny aza taty amiko . Soa ihany fa nifankahita t@ sipagasy . Niverina teo zà nony hariva niaraka @ vola , tsy nahita ol ( somary maika koa zà t@ niverina teo ) , nefa efa mba saika hizesta @ lé tee-shirt sera lol ikalamako > tsy gladiny izany iny fa tsara pasoka fotsiny d otran'ny mivelatra tsara . fahamarinana > tsy b kibo izany izao fa somary misy kely fotsiny , normal efa reninjaza kosa kouh ! tsy maninona mihitsy izao . Misy tazotazomina tsara , sa tsy izany ry sipagasy :-P
ikalamako > tsy gladiny izany iny fa tsara pasoka fotsiny d otran'ny mivelatra tsara .
fahamarinana > tsy b kibo izany izao fa somary misy kely fotsiny , normal efa reninjaza kosa kouh !
tsy maninona mihitsy izao . Misy tazotazomina tsara , sa tsy izany ry sipagasy :-P